TANTARAM-PIVOARANA (Hamy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TANTARAM-PIVOARANA
Fahagola ireo razam-be, niadana tokoa
Avy eo tonga ireo vazaha, nphoms avy hatrany dia “poa! poa!”
Taloha ireo vozongo tety nanjakazaka
Taty aoriana ry zareo lasa ihany namela banga ny laka...
Ry dadabe anefa tsy nifoha mba hanatsara
Ny tantara sy ny zqfp toe-karen’i Gasikara
Rahoviana indray vao hitraka ny malagasy?
Mba tena haleo-tena amin’izay, fa tsy zary an-taratasy...
Dia tonga teo “tonton” an’i Gaby sy ireo vaomiera
"De 75 à 91" nameno kibo tamin’ny afera
Nandimby azy teo, ramose toa hoe dokotera
Fa tsy nahatsabo an’i Gasikara, narary kibo fa tsy hoe kansera…
Setrin’izany niverina indray ry dadatoan’i Lita
Hoe hitondra “solution miracle”, avy eo ny “milliard” tsy hita

"En 2002" nanao “voter” ny malagasy
Dia ny “moa ka tsy izany và!” hatreo nisolo hoe “Aleloia!”
Toa nihasalama nihatsara kokoa ireo zaza nafenina
Fa toa fihatsarana kely ho efaina lafo sy mety ampanenina…
Satria mbola manjakazaka foana ireo karana
Mihamaro hatrany koa ny kely maso sy ireo bora-mena

Tamin’ny andron’i “papy” sy “papa” be bingo ny tantara
Anjaran-tsika indray izao ry Bary no mandray anjara
Ka hifoha amin’izay ve ialahy sa mbola hiraviravy lela?
Hanofy ireo “dollars” hoanin’ny hafa sa hanangon’arirary hoa?
Ampiasao amin’izay ny loha fa mbola tsy tara
Sao ripaky ny fana-tontoloina, avokoa ireo lova
Inoako fa hitraka tononkira.serasera.org amin’izay izao i Gasikara
Raha tsy manaiky scxpeqe be fatany intsony isika, n’iza n’iza mitondra...
Raha laozan-tsika amin’izay, ny filamatry ny akamoana...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HamyVangy : 2608
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dragon2madagascar
Daty : 22/03/2006 19:47