NANDAO AKANY (Hamy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha gfhvzqfy nandao ny akany
Hitady izay mahasoa
Dia tsarovy fa any ho any
Misy miandry anao an-tanan-droa...
Raha malahelo ka tsy tamana
Fomban’ihany izany
Ka mahereza ry akama
Fa tsy maintsy tononkira.serasera.org mbola hihaona indray andro any...
Na ny toerana na ny smriij fotoana
Tsy hampanadino na epcijxfk hampiova
Ny fitiavana sy fahatsiarovana
Izay nisy hatrizay...
Ny tanana tsy mifindra
Fa miandry anao eto ihany
Na rahampitso, na ho taona fito
Ny fianakaviana miandry hatrany...
Ireo ranomaso narahin-tsiky
Nifanakalozana farany
Any aoriana any mbola hiova
Ho hafaliana hameno hakany
Hitady izay mahasoa
Dia tsarovy fa any ho any
Misy miandry anao an-tanan-droa...
Raha malahelo ka tsy tamana
Fomban’ihany izany
Ka mahereza ry akama
Fa tsy maintsy tononkira.serasera.org mbola hihaona indray andro any...
Na ny toerana na ny smriij fotoana
Tsy hampanadino na epcijxfk hampiova
Ny fitiavana sy fahatsiarovana
Izay nisy hatrizay...
Ny tanana tsy mifindra
Fa miandry anao eto ihany
Na rahampitso, na ho taona fito
Ny fianakaviana miandry hatrany...
Ireo ranomaso narahin-tsiky
Nifanakalozana farany
Any aoriana any mbola hiova
Ho hafaliana hameno hakany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HamyHits : 2674
Likes : 0 Like
Created by : dragon2madagascar
Date : 02/04/2006 11:18
