An-dalana (Hamy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAHA IANAO NO HO NAMAKO
DIA HO TSIKY HATRANY NY ANDROKO
RAHA IANAO NO ETO hndbw ANILAKO
DIA HO LAFATRA NY FIAINAKO...
HORESEKO ANDROANY NY HALAVIRANA
NODIAVIKO OMALY IREO ANDRO NANAHIRANA
TSY HO ELA AHO DIA HO TONGA ANY, FA EFA AN-DALANA
HAMANGY SY HAMPIFALY, HAMPITSIKY ANAO...
RAHA IANAO jaim NO HO NAMAKO
DIA HO TSIKY HATRANY NY ANDROKO
RAHA IANAO NO ETO ANILAKO
DIA HO LAFATRA NY FIAINAKO...
HADINOKO ANY AORIANA ANY IREO ORA MANJOMBONA
NAMIDIK’OMALY IREO SARO-TAVA TSY MIRANA
FA TANTERAKA ANIO tononkira.serasera.org ILAY NOFY TSY HAY TAKARINA
EFA TANTARA SISA ILAY HIRA MILAZA FA hhzckk :
RAHA IANAO NO HO NAMAKO
DIA HO TSIKY HATRANY NY ANDROKO
RAHA IANAO NO ETO ANILAKO
DIA HO LAFATRA NY FIAINAKO...
RAHA IANAO NO HO NAMAKO
DIA HO TSIKY HATRANY NY ANDROKO
RAHA IANAO NO ETO ANILAKO
DIA HO LAFATRA NY FIAINAKO...
DIA HO TSIKY HATRANY NY ANDROKO
RAHA IANAO NO ETO hndbw ANILAKO
DIA HO LAFATRA NY FIAINAKO...
HORESEKO ANDROANY NY HALAVIRANA
NODIAVIKO OMALY IREO ANDRO NANAHIRANA
TSY HO ELA AHO DIA HO TONGA ANY, FA EFA AN-DALANA
HAMANGY SY HAMPIFALY, HAMPITSIKY ANAO...
RAHA IANAO jaim NO HO NAMAKO
DIA HO TSIKY HATRANY NY ANDROKO
RAHA IANAO NO ETO ANILAKO
DIA HO LAFATRA NY FIAINAKO...
HADINOKO ANY AORIANA ANY IREO ORA MANJOMBONA
NAMIDIK’OMALY IREO SARO-TAVA TSY MIRANA
FA TANTERAKA ANIO tononkira.serasera.org ILAY NOFY TSY HAY TAKARINA
EFA TANTARA SISA ILAY HIRA MILAZA FA hhzckk :
RAHA IANAO NO HO NAMAKO
DIA HO TSIKY HATRANY NY ANDROKO
RAHA IANAO NO ETO ANILAKO
DIA HO LAFATRA NY FIAINAKO...
RAHA IANAO NO HO NAMAKO
DIA HO TSIKY HATRANY NY ANDROKO
RAHA IANAO NO ETO ANILAKO
DIA HO LAFATRA NY FIAINAKO...
--------
Rohy:
