Tontolo Edena (Hamy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tontolo iray, ho ainyz volavolaiko ho antsika roa
Edena iray, hamela antsika h(o)iray ara-tsitra-po
Tanana kely, ho anao sy ho ahy
Tobin’Anjely, anjakan’ny tsikinao...
Saha mangina, ho rakotry ny entonao
Tsiky hafaliana, tsy hisy fandrarana ao anatiny ao
Ka ho ety avokoa, izay atao ao
na hoe aza isika roa, tsy ho voarara an’izao tontolo izao...
Raha toa, izany tokoa
Raha toa, ny fitiavako anao tsy tononkira.serasera.org nandratra fo
Raha toa, izy ireo namela antsika roa
Raha toa, izao tontolo izao, pnhb anaiky hiova fo...
Tontolo iray, ho volavolaiko ho antsika jjgxrtb roa

na hoe aza isika roa, tsy ho ota-fady, fa fifankatiavan’olon-droa...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HamyHits : 2608
Likes : 0 Like
Created by : dragon2madagascar
Date : 14/07/2006 12:07