Hantamalala (Hamy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa gcbtasuy indray andro any
Dia mbola ho tia ahy ianao
Fa matoa tsy androany
Dia tononkira.serasera.org mbola tsy namoa ao am-ponao
Ilay fitiavana nafafiko
Taona maro izay fa mbola andriko...

Hantamalala ô!
Raha tsy anio dia rahampitso
No hifankatia izaho sy ianao
Ireo masonao izay mitsoaka am-pitsikiana
Dia hibamjina ahy toy ny mijery olon-tiana
Ka tsy ho ykqv maloka intsony aho
Satria ny fitsikinao efa hitondra masoandro...

Hantamalala ô!
Nohatsarainao ny tontoloko
Zary ditra, sy ranomason’ny mpandalo
Ankehitriny ianao ihany sisa
No iriko hitantana ahy rehefa mody hariva
Fa toa tsy ezdc hiandry ela intsony aho
Satria ireo molotrao efa milaza koa hoe tia...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hamy
Vangy : 3006
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 04/05/2006 09:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312