SEDRA (Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mety handalo lalan-tsarotra ny fiainanao
Ny eso sy ny latsa mitambesatra aminao
Sempotry ny adin-tsaina, ka misento miraina
Angamba hihevi-tena ho fara-fahoriana mzqejz ianao
N'inona n'inona olana mianjady aminao
Ny ahy ny fantatro Jesosy anie bhvwtahx tsy mba mandao
Na ho reraka ny saiko, na dia hiala hatramin'ny aiko
Hitraka hatrany ny fanahiko
Raha te hahita vahaolana izao
Raiso aloha Jesosy hanapaka ny fiainanao
Hahita Fiadanampo, ho tena sambatra tokoa
Hankalaza Azy hatrany ny fanahinao
Ankino amin'i Jehovah izay kasainao
Matokia Azy fa ataony tanteraka

Hitraka oebq hatrany ny fanahiko

Hitraka hatrany ny fanahiko tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKAHits : 1562
Likes : 0 Like
Created by : tahrina
Date : 05/07/2018 10:11