SEDRA (Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mety handalo lalan-tsarotra ny yqjnuo fiainanao
Ny eso sy ny latsa mitambesatra aminao
Sempotry ny adin-tsaina, ka misento miraina
Angamba hihevi-tena wonkt ho fara-fahoriana ianao
N'inona n'inona olana mianjady aminao
Ny ahy ny fantatro Jesosy anie tsy mba mandao
Na ho reraka ny saiko, na dia hiala hatramin'ny aiko
Hitraka hatrany ny fanahiko
Raha te cacxhuda hahita vahaolana izao
Raiso aloha Jesosy hanapaka ny fiainanao
Hahita Fiadanampo, ho tononkira.serasera.org tena sambatra tokoa
Hankalaza Azy hatrany ny fanahinao
Ankino amin'i Jehovah izay kasainao
Matokia Azy fa ataony tanteraka

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKAHits : 1620
Likes : 0 Like
Created by : tahrina
Date : 05/07/2018 10:11