'LAY TENA HAFATRA (Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKA)

Mihasarotra ny ady ety, mihafefika ny olana
Soa ihany fa teo 'Lay Kristy namaha 'reo fatorana
Mihasarotra ny ady ety, mihafefika ny olana
Soa ihany fa teo 'Lay Kristy namaha 'reo fatorana

Na ny asa izay fanao, na inona atao
Dia ilana fitiavana avokoa
Koa antsoy 'Lay Tompo Tia, hitantana ny dia
Sy hampanjaka Fitiavana

Hamafisina aminao indray 'Lay Tena Hafatra
Filazantsara koa, milaza Teny Soa
Fa Didy lehibe tokoa, tsy maintsy atao amin'ny fo
Napetraky ny Tompo Tsitoha
Koa entano ny namana, mba hizara Fitiavana
Hahazoany Fiadanana

Androany efa fantatrao 'zay Tena Sitrapony
'Ndeha ary ka tanteraho sy amboary ny Lalany
Androany efa fantatrao 'zay Tena tononkira.serasera.orgSitrapony
'Ndeha ary ka tanteraho sy amboary ny Lalany

Na ny asa izay fanao, na inona atao
Dia ilana fitiavana avokoa
Koa antsoy 'Lay Tompo Tia, hitantana ny dia
Sy hampanjaka Fitiavana

Hamafisina aminao indray 'Lay Tena Hafatra
Filazantsara koa, milaza Teny Soa
Fa Didy lehibe tokoa, tsy maintsy atao amin'ny fo
Napetraky ny Tompo Tsitoha
Koa entano ny namana, mba hizara Fitiavana
Hahazoany Fiadanana

Hamafisina aminao indray 'Lay Tena Hafatra
Filazantsara koa, milaza Teny Soa
Fa Didy lehibe tokoa, tsy maintsy atao amin'ny fo
Napetraky ny Tompo Tsitoha
Koa entano ny namana, mba hizara Fitiavana
Hahazoany Fiadanana

Koa entano ny namana, mba hizara Fitiavana
Hahazoany Fiadanana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKA
Mpamaky : 390
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tahrina
Tamin'ny : 04/07/2018 22:09:41
ID : 10703

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo