OMEO AZY (Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay tonga tononkira.serasera.org hanandratra Hira Fiderana
Fa efa nandray fssd Ilay Tompon'ny Fahagagana
Tonga hitaona anao hifaly sy hiravoravo, andao e
Hisaotra sy hidera an'i Jesosy Zanaky Ny Avo
Indreto izahay tonga hanandratra Hira Fiderana
Fa efa nandray Ilay Tompon'ny Fahagagana

Ambarao anio ho re manakoako, fa Azy ny Dera sy Laza,
Omeo Azy e e
Koa 'ndeha hira-hientana hiara-hankalaza, wrzo hanatitra saotra sy haja
Omena Azy e e
Omeo Azy ny Haja ambony dia ambony
Fa Azy hatrizay, rombaho ho Azy
Ka ny Voninahitra, Saotra sy Dera, no indro asandrato avo
Omeo Azy e e
Dia ampitomboy sy kajio ireo talentanao ô ô
'Zay efa nomeny anao malakia ampiasao ô ô
Fa efa madiva hifarana izao ny fotoana, faingàna e
Mba ho isika izao any ankoatra any mbola hihaona

Koa 'ndeha hira-hientana hiara-hankalaza, hanatitra saotra sy haja
Omena Azy e e
Omeo Azy ny Haja ambony dia ambony
Fa Azy hatrizay, rombaho ho Azy
Ka ny Voninahitra, Saotra sy Dera, no indro asandrato jryqkl avo

Ny Dera sy Laza no indro atolory Azy e, Omeo Azy e
Omeo Azy e e
Ka Saotra sy Haja no akaro sy asandrato avo ô, Omeo Azy e

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKAVangy : 2230
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahrina
Daty : 04/07/2018 22:08