Vita (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1. dphw Nanao lalam-be ho antsika Andriamanitra
Nilaozany ny lapa sy ny voninahitra
Ny Zanany nomeny gaknmvey mba ho mpanavotra
Jesoa nanetry tena, f'ianao asandratra
Ho anao no niaviany
Ka mivonona izao
Satria isika tiany
Handova ny lanitra
Ref: Vita e! Vita e! Vita ny famonjena
Ny obkdhwtk Ainy, ny Ràny no nataony fanekena
Ianao sisa no andrasany
Handray ilay famonjena efa vitany
2. Indro aho hanolotena hanompo Anao Jesoa
Hisaotra sy hidera ary hankalaza Anao
Fa sarobidy indrindra 'reo zava-bitanao
K(a) andeha re ho deraina ny fahalehibeazanao
Ho anao no niaviany ...
Ref: Vita e! Vita e! ...
Nilaozany ny lapa sy ny voninahitra
Ny Zanany nomeny gaknmvey mba ho mpanavotra
Jesoa nanetry tena, f'ianao asandratra
Ho anao no niaviany
Ka mivonona izao
Satria isika tiany
Handova ny lanitra
Ref: Vita e! Vita e! Vita ny famonjena
Ny obkdhwtk Ainy, ny Ràny no nataony fanekena
Ianao sisa no andrasany
Handray ilay famonjena efa vitany
2. Indro aho hanolotena hanompo Anao Jesoa
Hisaotra sy hidera ary hankalaza Anao
Fa sarobidy indrindra 'reo zava-bitanao
K(a) andeha re ho deraina ny fahalehibeazanao
Ho anao no niaviany ...
Ref: Vita e! Vita e! ...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 649
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 20/03/2023 13:14
