Vita (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Nanao lalam-be ho antsika Andriamanitra
Nilaozany ny lapa sy ny voninahitra
Ny Zanany nomeny mba ho mpanavotra
Jesoa nanetry tena, f'ianao asandratra
Ho anao no niaviany
Ka mivonona izao
Satria isika tiany
Handova ny lanitra
Ref: Vita e! Vita e! Vita ny famonjena
ayxviypb Ny Ainy, ny Ràny no nataony fanekena
Ianao sisa no andrasany
tononkira.serasera.org ilcmaj Handray ilay famonjena efa vitany
2. Indro aho hanolotena hanompo Anao Jesoa
Hisaotra sy aofdmfz hidera ary hankalaza Anao
Fa sarobidy indrindra 'reo zava-bitanao
K(a) andeha re ho deraina ny fahalehibeazanao
Ho anao no niaviany ...
Ref: Vita e! Vita e! ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 649
Likes : 1 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 20/03/2023 13:14