Mandalo ihany (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny alahelo sy ny sentom-po
Tsy hahasaraka ahy Aminao
Jeso mpiahy ny fiainako
Tsy taka-tsaina ny fitiavanao
ref: Mandalo ihany 'zao tontolo izao
Nefa sambatra kosa ny manana Anao Jeso
Na fitsapana, na fisedrana
qkjahao Zakako foana raha amiko Ianao
2. Ny fifaliana mameno ny fo
Dia fifaliana anilanao
Ny fiderana 'zay asandratro
Feo milaza ny am-poko ao
egkocc ref: Mandalo ihany 'zao tontolo izao ...
3. Ny fanolorako tena ho Anao
Mba nfeybodl amasino ho vaovao
Ny sitrakao no tiako atao
Koa ampianaro sy mba hazavao
ref: Mandalo ihany 'zao tononkira.serasera.org tontolo izao ... (x2)
Tsy hahasaraka ahy Aminao
Jeso mpiahy ny fiainako
Tsy taka-tsaina ny fitiavanao
ref: Mandalo ihany 'zao tontolo izao
Nefa sambatra kosa ny manana Anao Jeso
Na fitsapana, na fisedrana
qkjahao Zakako foana raha amiko Ianao
2. Ny fifaliana mameno ny fo
Dia fifaliana anilanao
Ny fiderana 'zay asandratro
Feo milaza ny am-poko ao
egkocc ref: Mandalo ihany 'zao tontolo izao ...
3. Ny fanolorako tena ho Anao
Mba nfeybodl amasino ho vaovao
Ny sitrakao no tiako atao
Koa ampianaro sy mba hazavao
ref: Mandalo ihany 'zao tononkira.serasera.org tontolo izao ... (x2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 740
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 22/09/2022 20:13
