Mandalo ihany (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny alahelo sy ny sentom-po
    Tsy hahasaraka ahy Aminao
  erloxida   Jeso mpiahy ny fiainako
    Tsy taka-tsaina ny fitiavanao
           ref: Mandalo ihany 'zao tontolo izao
            rsssqaht       Nefa sambatra kosa ny manana Anao Jeso
                  Na fitsapana, na fisedrana
bcgi                  Zakako foana raha amiko Ianao

2. Ny fifaliana mameno ny fo
    Dia fifaliana anilanao
    Ny fiderana 'zay asandratro
    Feo milaza ny am-poko ao
    tononkira.serasera.org        ref: Mandalo ihany 'zao tontolo izao ...

3. Ny fanolorako tena ho Anao
    Mba amasino ho vaovao
    Ny sitrakao no tiako atao
    Koa ampianaro sy mba hazavao
           ref: Mandalo ihany 'zao tontolo izao ... (x2)
                

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : GAFLI
Hits : 742
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 22/09/2022 20:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4546