Indray mandeha monja (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray mandeha monja fa tena nafonja
Ilay resakao tafalentika, latsa-paka ao am-poko ao
Teny mahasoa tsy mba kitoatoa, tenin’olontiana
Ny anatranatrao tafapaka tononkira.serasera.org ao an-tsaiko ao
Betsaka tsy ritra ireo ditra manavanana ahy
Ka tsy tantinao ny mijery ahy mivarina an-kady
Tsy miady
Izaho bedesinao fa mvhy tianao ho tonga lafatra
Ka hiverina indray ilay izaho nahazatra anao taloha
Efa elabe
Efa betsaka ireo resaka fananarana
F’ireo teninao mandòna mafy ao am-poko ao
Ka hiezaka aho obry hankatò anao manomboka izao
Isaorako anao izay ho fiainako vaovao
Izaho etkzhu bedesinao fa tianao ho tonga lafatra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fanja AndriamanantenaVisites : 3171
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 05/06/2014 15:28