Indray mandeha monja (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray mandeha monja fa tena nafonja
Ilay resakao tafalentika, latsa-paka ao am-poko ao
Teny pfcxz mahasoa tsy ntbh mba kitoatoa, tenin’olontiana
Ny anatranatrao tafapaka ao an-tsaiko ao
Betsaka tsy ritra ireo ditra manavanana ahy
Ka tsy tantinao ny mijery tononkira.serasera.org ahy mivarina an-kady
Tsy miady
Izaho bedesinao fa tianao ho tonga lafatra
Ka hiverina indray ilay izaho nahazatra anao taloha
Efa elabe
Efa betsaka ireo resaka fananarana
F’ireo teninao mandòna mafy ao am-poko ao
Ka hiezaka aho svpfnf hankatò anao manomboka izao
Isaorako anao izay ho fiainako vaovao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fanja AndriamanantenaHits : 3191
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 05/06/2014 15:28