Indray mandeha monja (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray mandeha monja fa tena fpptuvz nafonja
Ilay resakao tafalentika, latsa-paka ao am-poko ao
Teny mahasoa tsy mba kitoatoa, tenin’olontiana
Ny anatranatrao tafapaka ao an-tsaiko ao
Betsaka tsy ritra ireo ditra manavanana tononkira.serasera.org ahy
Ka tsy tantinao ny mijery ahy mivarina an-kady
Tsy miady
Izaho bedesinao lbgs fa tianao ho tonga lafatra
Ka hiverina indray ilay izaho nahazatra anao taloha
Efa elabe
Efa betsaka ireo resaka fananarana
F’ireo teninao mandòna mafy ao am-poko nwfjbom ao
Ka hiezaka aho hankatò anao manomboka izao
Isaorako anao izay ho fiainako vaovao
Izaho bedesinao fa tianao ho tonga lafatra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 3190
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/06/2014 15:28