Tsara loatra (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Misaotra anao Zanahary wgpsot izahay nomenao ity tany misy anay eh
Lay tany soa sy sarobidy nomenao tononkira.serasera.org mba hitoeranay eh
Tsy nilanao tambiny taminay
Fa nohon'ny fitiavanao
TSARA LOATRA IANAO
Tsara vwtvzibp loatra ianao
Lehibe Ianao
Tsy takatry ny sainay
Ny hahalehibiazanao ry Ray
Fa ny hany fantatray dia izao
Tsara crri loatra Ianao
Tsara loatra Ianao
Lehibe Ianao
2. Izao tontolo rehetra izao na ny hita na ny tsy hitanay eh
Karazam-biby zava-maniry mbola Ianao no nahary izany eh
Ny andro izay manazava anay mbola Ianao
Ianao no nampisy izany
TSARA LOATRA IANAO
Tsara loatra ianao
Lehibe Ianao
Tsy takatry ny sainay ...
Ka tsy hainay ny tsy hidera Anao
Ka tsy hainay ny tsy hankalaza Anao
Misandratra amin'ny avo indrindra Ianao
Fa tsara, tsara, tsara loatra Ianao
Lay tany soa sy sarobidy nomenao tononkira.serasera.org mba hitoeranay eh
Tsy nilanao tambiny taminay
Fa nohon'ny fitiavanao
TSARA LOATRA IANAO
Tsara vwtvzibp loatra ianao
Lehibe Ianao
Tsy takatry ny sainay
Ny hahalehibiazanao ry Ray
Fa ny hany fantatray dia izao
Tsara crri loatra Ianao
Tsara loatra Ianao
Lehibe Ianao
2. Izao tontolo rehetra izao na ny hita na ny tsy hitanay eh
Karazam-biby zava-maniry mbola Ianao no nahary izany eh
Ny andro izay manazava anay mbola Ianao
Ianao no nampisy izany
TSARA LOATRA IANAO
Tsara loatra ianao
Lehibe Ianao
Tsy takatry ny sainay ...
Ka tsy hainay ny tsy hidera Anao
Ka tsy hainay ny tsy hankalaza Anao
Misandratra amin'ny avo indrindra Ianao
Fa tsara, tsara, tsara loatra Ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Visites : 1867
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fenosambatraelyse
Date : 02/09/2021 12:52
