Tsy hifandao (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bodo:
Tsy azo odina tsy hita
Izay hanjo antsika
Raha hifandao
Raha hisaraka eo tokoa
Izaho sy Ianao
Inona moa no mba amiko
Ianao no hany mba hianteherako
Dô:
Ireo sarin'ady toa maneho sahady
Ny ao am-poho
Fa mifankatia tgpugpqh tokoa isika roa
Havadika ireny aha soa
Ianao no mamiko
Matoa aho sarompo
Tsy hiherika intsony
Ireo lasa nakarary fo
F' ianao no hany antenaiko
Ampihiratra indray zxgncgyy ilay maraina
Tsy tononkira.serasera.org aneho iany ko
Izay bhxxppl mety hanimba antsika roa
F'ianao no efa ao am-poko
Ho arovako mba tsy ho voa
Tsy azo odina tsy hita
Izay hanjo antsika
Raha hifandao
Raha hisaraka eo tokoa
Izaho sy Ianao
Inona moa no mba amiko
Ianao no hany mba hianteherako
Dô:
Ireo sarin'ady toa maneho sahady
Ny ao am-poho
Fa mifankatia tgpugpqh tokoa isika roa
Havadika ireny aha soa
Ianao no mamiko
Matoa aho sarompo
Tsy hiherika intsony
Ireo lasa nakarary fo
F' ianao no hany antenaiko
Ampihiratra indray zxgncgyy ilay maraina
Tsy tononkira.serasera.org aneho iany ko
Izay bhxxppl mety hanimba antsika roa
F'ianao no efa ao am-poko
Ho arovako mba tsy ho voa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Do RajohnsonVangy : 9528
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : papoosy
Daty : 20/11/2010 20:34
