Manahy aho (Dadah Rabel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manahy aho
Ho ataonao toy pozcdu ny sary indray mipika
Na koa toy irony fasika hoentin-driaka
Ny foko tia fa tsisy fiarovana
Manahy ny ho xuzoro ataonao fandalovana
Ho zary fahatsiarovana(2)

FIV x2:
Tsara angamba dieny izao
Dieny mbola tia ahy ianao
Hoy aho hoe ny mety atao
Mifandao

Manahy aho
Ho ataonao toy ny aloka miserana
Na koa toa irony mamy tojo fahataperana
Ianao voky fitia fa natao tsara fahana
Izaho toy ny lovia avy nihinana
ho zary atosi-tanana(2)

FIV x2:
Tsara angamba dieny izao
Dieny mbola tia ahy ianao
Hoy aho hoe ny mety atao
Mifandao

Tsy ho fahavalo
Fa hisaraka toy ny mpihavana
Ka ny tsara ihany no hifanodiavana
Ka raha hifankahita any qtwrsagm aoriana any
Hiara-hitanisa ireo andro mamy
Toy ny fitia tsy mety lany
Toy ny fitia tsy mbola lany

FIV x2:
Tsara angamba dieny izao
Dieny mbola tia tononkira.serasera.org ahy ianao
Hoy aho hoe ny mety atao
Mifandao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2342