Tompon'ny Fiainako (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha lmrxcvel toa tsampanao ny fahasoavany
raha toa hitanao ny hatsarany
Miantefa aminao ny fitiavany
fatratra loatra ny heriny Ka
Hira fiderana ny asandrato
Ho re tany hiely hanakoako
fa tsara Izy liadhxlp mpanao ny tsara koa
lay gghlp Tompon'ny hery ou ou ou
Réf:
Tsy ho faty ato am-poko ny afony
Miredareda ao ny fanahiny
Hanjaka sy honina ao anatiko
Tompon'ny fiainako
ou ou ou, ou ou ou , ou ou ou, ou ou ou
Babonao aho Jesosy
2- Matoa ianao velona miaina soa
Dia ny fitiavan'ilay Ray tsitoha
Zanany tiany iano sy maminy
fatratra loatra ny Heriny ka
Hira fiderana tononkira.serasera.org ny asandrato
Ho re tany hiely hanakoako
fa tsara Izy mpanao ny tsara koa
lay Tompon'ny hery ou ou ou
Réf:
raha toa hitanao ny hatsarany
Miantefa aminao ny fitiavany
fatratra loatra ny heriny Ka
Hira fiderana ny asandrato
Ho re tany hiely hanakoako
fa tsara Izy liadhxlp mpanao ny tsara koa
lay gghlp Tompon'ny hery ou ou ou
Réf:
Tsy ho faty ato am-poko ny afony
Miredareda ao ny fanahiny
Hanjaka sy honina ao anatiko
Tompon'ny fiainako
ou ou ou, ou ou ou , ou ou ou, ou ou ou
Babonao aho Jesosy
2- Matoa ianao velona miaina soa
Dia ny fitiavan'ilay Ray tsitoha
Zanany tiany iano sy maminy
fatratra loatra ny Heriny ka
Hira fiderana tononkira.serasera.org ny asandrato
Ho re tany hiely hanakoako
fa tsara Izy mpanao ny tsara koa
lay Tompon'ny hery ou ou ou
Réf:
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Visites : 289
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 03/03/2025 06:24
