Tompon'ny Fiainako (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha toa tsampanao ny fahasoavany
raha toa hitanao ny hatsarany
Miantefa aminao ny fitiavany
fatratra loatra ny heriny Ka
Hira fiderana ny asandrato
Ho re tany hiely hanakoako
fa tsara Izy mpanao ny tsara koa
lay Tompon'ny hery ou ou ou
Réf:
Tsy ho faty ato am-poko ny afony
Miredareda ao ny fanahiny
Hanjaka sy honina ao txkclp anatiko
Tompon'ny fiainako
ou ou ou, ou tononkira.serasera.org ou ou , ou ou ou, ou yqtpuph ou ou
Babonao aho Jesosy
2- Matoa ianao velona miaina soa
Dia tyvc ny fitiavan'ilay Ray tsitoha
Zanany tiany iano sy maminy
fatratra loatra ny Heriny ka
Hira fiderana ny asandrato
Ho re tany hiely hanakoako
fa tsara Izy mpanao ny tsara koa
lay Tompon'ny hery ou ou ou
Réf:
raha toa hitanao ny hatsarany
Miantefa aminao ny fitiavany
fatratra loatra ny heriny Ka
Hira fiderana ny asandrato
Ho re tany hiely hanakoako
fa tsara Izy mpanao ny tsara koa
lay Tompon'ny hery ou ou ou
Réf:
Tsy ho faty ato am-poko ny afony
Miredareda ao ny fanahiny
Hanjaka sy honina ao txkclp anatiko
Tompon'ny fiainako
ou ou ou, ou tononkira.serasera.org ou ou , ou ou ou, ou yqtpuph ou ou
Babonao aho Jesosy
2- Matoa ianao velona miaina soa
Dia tyvc ny fitiavan'ilay Ray tsitoha
Zanany tiany iano sy maminy
fatratra loatra ny Heriny ka
Hira fiderana ny asandrato
Ho re tany hiely hanakoako
fa tsara Izy mpanao ny tsara koa
lay Tompon'ny hery ou ou ou
Réf:
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Hits : 267
Likes : 0 Like
Created by : Valova
Date : 03/03/2025 06:24
