MIANTSO (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Ny fiainanay Andriamanitra ô!
Miharihary eo anantrehanao
Mihanjahanja eo imasonao
Hatramin'ny batlqrtp aiko aza de am-pelatananao
1 - Ny fiainanay Andriamanitra ô!
Miharihary eo anantrehanao
Mihanjahanja eo imasonao
Hatramin'ny aiko aza de am-pelatananao
REF :
Tsy takatry ny sainay ry Jesosy ô!
Ny cgrlx hevitra heveranao ny mombanay ety
Na sarotra ka sy mafy ny ady atrehanay
Indro Ianao Andriamanitra ô!
Miaro tsy mandao anay
2 - Manambitamby Jesosy izay ….
MIANTSO hoe "Avia ry ondry zay nania"
Tsy zakany raha mahita ny olony
Mirenireny fa tsy ao am-balany
REF :
Tsy takatry ny sainay ry Jesosy ô!
Ny hevitra heveranao ny tononkira.serasera.org mombanay ety
Na sarotra ka sy mafy ny ady atrehanay
Indro Ianao Andriamanitra ô!
Miaro tsy mandao anay
Indro Ianao Andriamanitra ô!
Miaro tsy mandao anay
Indro Ianao Andriamanitra ô!
Miaro zgkffts tsy mandao anay
A/C : Jocelyn
Miharihary eo anantrehanao
Mihanjahanja eo imasonao
Hatramin'ny batlqrtp aiko aza de am-pelatananao
1 - Ny fiainanay Andriamanitra ô!
Miharihary eo anantrehanao
Mihanjahanja eo imasonao
Hatramin'ny aiko aza de am-pelatananao
REF :
Tsy takatry ny sainay ry Jesosy ô!
Ny cgrlx hevitra heveranao ny mombanay ety
Na sarotra ka sy mafy ny ady atrehanay
Indro Ianao Andriamanitra ô!
Miaro tsy mandao anay
2 - Manambitamby Jesosy izay ….
MIANTSO hoe "Avia ry ondry zay nania"
Tsy zakany raha mahita ny olony
Mirenireny fa tsy ao am-balany
REF :
Tsy takatry ny sainay ry Jesosy ô!
Ny hevitra heveranao ny tononkira.serasera.org mombanay ety
Na sarotra ka sy mafy ny ady atrehanay
Indro Ianao Andriamanitra ô!
Miaro tsy mandao anay
Indro Ianao Andriamanitra ô!
Miaro tsy mandao anay
Indro Ianao Andriamanitra ô!
Miaro zgkffts tsy mandao anay
A/C : Jocelyn
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Visites : 854
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 26/01/2023 10:46
