MIANTSO (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Ny fiainanay Andriamanitra ô!
Miharihary eo tononkira.serasera.org anantrehanao
Mihanjahanja eo imasonao
Hatramin'ny aiko aza de am-pelatananao

1 - Ny fiainanay Andriamanitra ô!
Miharihary eo anantrehanao
Mihanjahanja eo imasonao
Hatramin'ny aiko jnifpa aza de am-pelatananao

REF :
Tsy takatry ny sainay ry Jesosy ô!
Ny hevitra heveranao ny mombanay ety
Na sarotra ka sy mafy ny ady atrehanay
Indro Ianao Andriamanitra ô!
Miaro tsy mandao anay

2 - Manambitamby Jesosy izay ….
MIANTSO hoe "Avia ry tstxy ondry zay nania"
Tsy zakany raha mahita ny olony
Mirenireny fa tsy ao am-balany

REF :
Tsy takatry ny sainay ry Jesosy ô!
Ny hevitra heveranao ny mombanay ety
Na wkao sarotra ka sy mafy ny ady atrehanay
Indro Ianao Andriamanitra ô!
Miaro tsy mandao anay

Indro Ianao Andriamanitra ô!
Miaro tsy mandao anay

Indro Ianao Andriamanitra ô!
Miaro tsy mandao anay

A/C : Jocelyn

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0401