Ampidiro aloha ny tenimiafina
ZANAK'ONDRY MORA FO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nolatsaina noho ny ditrantsika
Lay Jesoa zanak’ondry mora fo ssuwrabg
Noratraina noho ny amintsika
Ka moa ianao ve mba bykumnn mangora-po
Ka ny ràny masina nalatsaka
Zay nekena ny ho famonjena anao
Hanadio anao mangatsakatsaka
Ka meteza sao dia ho neninao
Indro izy tonga hanambitamby anao
Lay Jesoa zanak’ondry mora fo
Ka ny sandriny masina mitsotra izao
Aza avelanao mangahiahy
Na dia mena tononkira.serasera.org tahaka ny jaky
Reo fahotana vitanao
Ho fotsiany maika sy malaky
Alao hery fa ho azy hianao
Noesoina noho ny halemeko re
Lay Jesoa zanak’ondry mora fo
Novonoina noho ny adalako be
Ka hifonako, hifonako
Na ny ranomasony nirotsaka
Na ny dininy kdxki nanjary rà
Zary hazavana be miposaka
Nozarainy ho anao sy ho ahy
Lay Jesoa zanak’ondry mora fo ssuwrabg
Noratraina noho ny amintsika
Ka moa ianao ve mba bykumnn mangora-po
Ka ny ràny masina nalatsaka
Zay nekena ny ho famonjena anao
Hanadio anao mangatsakatsaka
Ka meteza sao dia ho neninao
Indro izy tonga hanambitamby anao
Lay Jesoa zanak’ondry mora fo
Ka ny sandriny masina mitsotra izao
Aza avelanao mangahiahy
Na dia mena tononkira.serasera.org tahaka ny jaky
Reo fahotana vitanao
Ho fotsiany maika sy malaky
Alao hery fa ho azy hianao
Noesoina noho ny halemeko re
Lay Jesoa zanak’ondry mora fo
Novonoina noho ny adalako be
Ka hifonako, hifonako
Na ny ranomasony nirotsaka
Na ny dininy kdxki nanjary rà
Zary hazavana be miposaka
Nozarainy ho anao sy ho ahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1347
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:48
