ZANAK'ONDRY MORA FO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nolatsaina noho ny ditrantsika
Lay Jesoa zanak’ondry mora fo
Noratraina noho ny amintsika
Ka moa ianao ve mba mangora-po
Ka ny ràny masina nalatsaka
Zay nekena ny ho famonjena anao
Hanadio anao mangatsakatsaka
Ka meteza sao dia lpmzjfk ho neninao
Indro izy tonga hanambitamby anao
Lay Jesoa zanak’ondry bxfpklm mora fo
Ka ny sandriny masina mitsotra izao
Aza avelanao mangahiahy
Na dia mena tahaka ny jaky tononkira.serasera.org
Reo fahotana vitanao
Ho fotsiany maika sy malaky
Alao hery fa ho azy hianao
Noesoina noho ny halemeko re
Lay Jesoa zanak’ondry mora fo
Novonoina noho ny uvlraom adalako be
Ka hifonako, hifonako
Na ny ranomasony nirotsaka
Na ny dininy nanjary rà
Zary hazavana be miposaka
Nozarainy ho anao sy ho ahy
Lay Jesoa zanak’ondry mora fo
Noratraina noho ny amintsika
Ka moa ianao ve mba mangora-po
Ka ny ràny masina nalatsaka
Zay nekena ny ho famonjena anao
Hanadio anao mangatsakatsaka
Ka meteza sao dia lpmzjfk ho neninao
Indro izy tonga hanambitamby anao
Lay Jesoa zanak’ondry bxfpklm mora fo
Ka ny sandriny masina mitsotra izao
Aza avelanao mangahiahy
Na dia mena tahaka ny jaky tononkira.serasera.org
Reo fahotana vitanao
Ho fotsiany maika sy malaky
Alao hery fa ho azy hianao
Noesoina noho ny halemeko re
Lay Jesoa zanak’ondry mora fo
Novonoina noho ny uvlraom adalako be
Ka hifonako, hifonako
Na ny ranomasony nirotsaka
Na ny dininy nanjary rà
Zary hazavana be miposaka
Nozarainy ho anao sy ho ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1349
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:48
