VONONA AHO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitsangan’aho ghjsoakd ry Tompoko
Handresy izao tontolo izao
Eny tsy ho menatra aho fa anilanao
Zay lay fahavalo ho tantiko
Ref : Vonona aho ho tafikao
Finoana re no ampigako
Fanantenana sy fitiavana
Reo no fanaitra zay hanainga ahy
Fantatro tsara ny aygof diako tononkira.serasera.org
Ratra sy loza no miandry ahy
Eny ekelo izany bdjp fa hianao
No andriko ka ho tokiko
Handresy izao tontolo izao
Eny tsy ho menatra aho fa anilanao
Zay lay fahavalo ho tantiko
Ref : Vonona aho ho tafikao
Finoana re no ampigako
Fanantenana sy fitiavana
Reo no fanaitra zay hanainga ahy
Fantatro tsara ny aygof diako tononkira.serasera.org
Ratra sy loza no miandry ahy
Eny ekelo izany bdjp fa hianao
No andriko ka ho tokiko
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1395
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:45
