VONONA AHO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitsangan’aho ry Tompoko
Handresy izao tontolo izao
Eny tsy ho menatra aho fa anilanao
Zay lay fahavalo ho tantiko
Ref tononkira.serasera.org uqfrlpz : Vonona aho ho tafikao
Finoana re no ampigako
Fanantenana sy fitiavana jnzccevy
Reo no fanaitra zay hanainga ahy
Fantatro tsara ny diako
Ratra sy loza no miandry ahy
Eny ekelo izany kfksqfcw fa hianao
No andriko ka ho tokiko
Handresy izao tontolo izao
Eny tsy ho menatra aho fa anilanao
Zay lay fahavalo ho tantiko
Ref tononkira.serasera.org uqfrlpz : Vonona aho ho tafikao
Finoana re no ampigako
Fanantenana sy fitiavana jnzccevy
Reo no fanaitra zay hanainga ahy
Fantatro tsara ny diako
Ratra sy loza no miandry ahy
Eny ekelo izany kfksqfcw fa hianao
No andriko ka ho tokiko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1455
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:45
