Jesoa Fitiavana (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifaly aminao ny olonao
Lehibe ny famonjenao
Jesoa Fitiavana

Manandra-peo mihira ho anao
Nohon'ny fahasoavanao
Jesoa Fitiavana

Jesoa, tianay, maminay tokoa ianao
Jesoa, tokinay , sady aronay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Visites : 2110
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 31/12/2013 00:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0724