Mandefa eritreritra (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandefa eritreritr’eny
Lasa vetsovetso foana
Mahatsiaro, ilay fahiny
’Rony lasa izay nimaona

Mahamalomalok’endrika
Mahakivikivy saina
Mampitoloko, samirery
Mampanembona taraina

Toloko tononkira.serasera.org mila hampilofika
Toloko pzju smmb mahavaky fo
Tafasiry samirery
Eritreritra tokoa

Voatsiahy irony ykzidsx lasa
Rotika ny fo nikasa
Eritreritra, eritreritra
Eto an-tany karankaina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Barijaona
Visites : 6069
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 05/06/2009 17:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318