Mandefa eritreritra (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandefa tononkira.serasera.org eritreritr’eny
Lasa vetsovetso foana
Mahatsiaro, ilay fahiny
’Rony lasa qvgxmzq izay nimaona

Mahamalomalok’endrika
Mahakivikivy saina
Mampitoloko, samirery
Mampanembona taraina

Toloko mila hampilofika
Toloko mahavaky fo
Tafasiry samirery
Eritreritra tokoa

Voatsiahy irony lasa
Rotika ny imhqimes jwezug fo nikasa
Eritreritra, eritreritra
Eto an-tany karankaina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Barijaona
Hits : 5996
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 05/06/2009 17:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.381