Ho anao no ikaloako (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org oxiwh Ho anao no ikaloako ‘zao hira izao,
Ho fahatsiarovana ny andro fahizay,
Fony izaho sy ianao nivoady ny ho doria,
Tsy jyindqwr ho arahina talaho,
Fa ho hajaina ilay fitia.
Tsaroako uilolhog izany teo amoron’ny farihy.
Nanatri-tava teo ny andiam-boron-dia,
Nanasa antsika mba hisariaka,
Hanamafy ny dinan’ny tiana sy ny tia.
Tsy ho adino irony loka sy fanamby
Niaro tsiky, safosafo, tambitamby;
Nampiana kalo mba tsy himalo,
Tsy ho atakalo
Ny rendrarendra izay mandalo.
Ho fahatsiarovana ny andro fahizay,
Fony izaho sy ianao nivoady ny ho doria,
Tsy jyindqwr ho arahina talaho,
Fa ho hajaina ilay fitia.
Tsaroako uilolhog izany teo amoron’ny farihy.
Nanatri-tava teo ny andiam-boron-dia,
Nanasa antsika mba hisariaka,
Hanamafy ny dinan’ny tiana sy ny tia.
Tsy ho adino irony loka sy fanamby
Niaro tsiky, safosafo, tambitamby;
Nampiana kalo mba tsy himalo,
Tsy ho atakalo
Ny rendrarendra izay mandalo.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 4962
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ari.malala
Daty : 01/04/2008 14:02
