Ho anao no ikaloako (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao no ikaloako ‘zao hira izao,
Ho fahatsiarovana ny andro fahizay,
Fony izaho sy ianao nivoady ny ho doria,
Tsy ho arahina talaho,
Fa ho hajaina ilay fitia.
Tsaroako izany teo amoron’ny farihy.
Nanatri-tava teo ny andiam-boron-dia,
Nanasa gkphbfhq antsika mba hisariaka,
Hanamafy ny dinan’ny tiana sy qvvbb ny tia.

Tsy ho adino irony loka sy fanamby
Niaro tsiky, safosafo, tambitamby;
Nampiana tononkira.serasera.org kalo mba tsy himalo,
Tsy ho atakalo
Ny rendrarendra aennmigq izay mandalo.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Barijaona
Vangy : 4964
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ari.malala
Daty : 01/04/2008 14:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327