The end (Ayam)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany hariva sisa aho...
No hiangolangola hiresaka aminao.
Mahatsiaro mangingina aho ...
Na ny kintana ary toa henoko miantso ny anaranao.

Androany hariva sisa aho no hanoratra ogir hira ho anao.
Hiezaka hanadino amin'izay.
Androany hariva sisa...
Dia avaliko tononkira.serasera.org any amin'izay.

(Ny fanantenako, ireo horonan-tsary noforoniko ho fafako.
Dioviko ny foko sy ny saiko ary ny haingam-panahiko.
Mba rqpenzdl tsy hitabataba ny tantaran-tsika insony.)*2


Androany hariva sisa aho...
No mandatsa-dranomaso mihaino ny feonao.
Mahatsapa hirifiry aho...
Na ny volana ara mamiratra ny endrikao.

Fa androany hariva sisa aho no hanoratra hira ho anao.
Hiezaka hanadino amin'izay.
Androany hariva tbhzgu sisa...
Dia avaliko any amin'izay.

(Ny fanantenako, ireo horonan-tsary noforoniko ho fafako.
Dioviko ny foko sy ny saiko ary ny haingam-panahiko.
Mba tsy hitabataba ny tantaran-tsika insony.)*2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ayam
Vangy : 4260
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : iavontsoasteffania
Daty : 17/07/2022 06:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0352