You are here: home > Tononkira > Ayam

Tomorrow koa day (Ayam)

Feno alahelo ny foko
Ny saiko lasalasa tsy haiko hoe ho aiza
Fa izaho mitoloko , izay rehetra rehetra atao ohatran'ny tsy misy mety tonga any amin'ilay
Noheveriko noheritreretiko
Tsy mety tonga any amin'ilay
Nofinofy kely mba niandrandraiko e !

Ref : Tomorrow koa Day
Rahampitso io tsy maintsy milay be
Rahampitso io ataoko Minantsssss
Rahampitso aho hanandrana indray
Izaho koa tsy mety fay
TOtononkira.serasera.orgMORROW KOA DAY

Lavolavo foana aho , gina toy ny moana rehefa atao daholo izay tokony atao satria
Ianao te ho tafita
Fa izay lesoka ataonao ihany
No hany mba misy mahita
Tena ohatran'ny hoe mbola lavitra be izany ilay tanjona irina fa..

Ref : ..

Izaho koa tsy hanaiky e !
Izaho koa tsy hiala e !
Tsy ho nofy fotsiny ihany ireo fikasana rehetra ato am-poko sy ato an-tsaiko e !
Oh ! Izaho tsy hanaiky e !
Fa vitako io !!!

Mpihira : Ayam
Mpamaky : 1033
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Mihaja paps hello
Tamin'ny : 10/08/2022 03:10:16
ID : 14468

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo