You are here: home > Tononkira > Ayam

Crush (Ayam)

Tsy nisy amantaonany akory
No nahalalako anao
Dia efa gaga Aho satria tsy mahafoy
Tsy andriko ny ahatonga ny maraina
Hijery ny hafatrao
Dia talanjona Aho satria mitsiky irery
Fa inona no nataonao ahy?
Tsy fombako izao
Izaho tsy olona mora mitia, hum hum

Mbola tsy hitako ianao
Dia efa manofy anao sahady aho
Vao ny feonao no re-ako
Dia efa manembona foana Aho
Ny sarinao no ampiteneniko
Mamorona tantara ato antsaiko Aho
Toy ny adala satria toa  Tia anao sahady

Maniry mafy ny hoe eo anilanao
Handray n y tananao , ho eo ankaikinao
Ahita ny fihetsikao , hiondana aminao
Aheno n'y fidiboky n'y fonao

Ouh ouh ouh ouh ouh
Adaladala mihitsy Aho
Ohatran'ny efa olompatatro  efa ela ianao

Tsytononkira.serasera.org misy tsy fantatrao intsony
ireo Zay lasako rehetra
Tsy hitantsika intsony ny fandrosoan'ny lera  rehefa mifampitantara ny fiainantsika s'y ireo nofy
Dia tamana ery sady mifampatoky
Fa inona no nataonao ahy?
Tsy fombako izao
Izaho tsy olona mora mitia, hum hum

Mbola tsy hitako ianao
Dia efa manofy anao sahady aho
Vao ny feonao no re-ako
Dia efa manembona foana Aho
Ny sarinao no ampiteneniko
Mamorona tantara ato antsaiko Aho
Toy ny adala satria toa  Tia anao sahady

Maniry mafy ny hoe eo anilanao
Handray n y tananao , ho eo ankaikinao
Ahita ny fihetsikao , hiondana aminao
Aheno n'y fidiboky n'y fonao
Ouh ouh ouh ouh ouh
Adaladala mihitsy Aho
Ohatran'ny efa olompatatro  efa ela ianao
Adala mihitsy Aho ....

Mpihira : Ayam
Mpamaky : 231
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mihaja paps hello
Tamin'ny : 16/08/2022 21:31:29
ID : 14480

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo