Rahoviana (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Omaly onena ny foko nandinika
Hatramizao de maro ireo mbola mihevitra
Fa mahasoa izao fiaina-mandalo rehetra izao
Kanefa anie satana no miafina ambadika ao
Refrain
Rahoviana re vao ho tonga saina izao isika izao
Mihodana anie nxjtr ny lalala ho amin'izao helo izao
Ilay Jesosy ihany no afaka hitondra anao
Ho any am-ilay Paradisa vaovao
2- Anio izai maniry ny foko raha mba ianao
No resilahatra amin'izao tononkira izao
Tsy mahasoa raha ny eto an-tany no heverinao
Hamonjy anao, hitondra am'ilay Paradia vao
Ka raiso re ilay tononkira.serasera.org Tompo mba ho ampinganao
F'Izy ihany anie no hanome fiainam-baovao ho anao
Atolory Azy anio ny fonao mba ho ozweymk avaoziny ho vao
Handroso ao am'ilay Paradisa vaovao
Refrain
Rahoviana re vao ho tonga sobhwj saina...........

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafa KTLM BenivaryHits : 273
Likes : 1 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 18:57