Rahoviana (Asafa KTLM Benivary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Omaly onena ny foko nandinika
Hatramizao de maro ireo mbola mihevitra
Fa mahasoa izao fiaina-mandalo rehetra izao
Kanefa anie satana no miafina tononkira.serasera.org ambadika ao

Refrain
Rahoviana re vao ho tonga fwrceg saina izao isika izao
Mihodana anie ny lalala ho amin'izao helo izao
Ilay Jesosy ihany no afaka hitondra anao
Ho any am-ilay Paradisa vaovao

2- Anio izai maniry ny foko raha mba ianao
No resilahatra amin'izao tononkira izao
Tsy mahasoa cecgmz raha ny eto an-tany no heverinao
Hamonjy anao, hitondra am'ilay Paradia vao

Ka raiso re ilay Tompo mba ho ampinganao
F'Izy ihany anie no hanome fiainam-baovao ho anao
Atolory Azy anio ny fonao mba ho avaoziny ho vao
Handroso ao am'ilay Paradisa vaovao

Refrain
Rahoviana re whlajvlq vao ho tonga saina...........

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Asafa KTLM Benivary
Hits : 271
Likes : 1 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 18:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5562