FANAHY O!! (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy xbibx o!meteza ianao
hanavao ny fo sy toetranay
ny asa izay ho tanterahinay
sarotra ka mila ho kivy izahay
ianao no hery hiankinanay
(v)aron'ny mino sy izay mandre tononkira.serasera.org ka mankatoa ny didiny sy ny làlany,manaiky fa ny fanahy no nanaovana batisan-tsika ho tena iray ao amin'ny Jesoa mba hamonjena antsika noho ny fitiavany
(L) pam pam, pam nelnrshc pam
(L,V) ny fanahiny tsy miova myjaybn anio sy mandrakizay

--------
Lien:
Commentaires
goodnssgirl
(
01/07/2017 14:30)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF TANGAINAVisites : 1845
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fahfa
Date : 06/06/2017 16:46