FANAHY O!! (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Fanahy o!meteza ianao
hanavao ny fo sy toetranay
ny asa izay ho tanterahinay
sarotra ka mila ho kivy eswkrxb izahay
ianao no hery hiankinanay
(v)aron'ny mino sy yandjfe izay mandre ka mankatoa ny didiny sy ny làlany,manaiky fa ny fanahy no nanaovana batisan-tsika ho tena iray ao amin'ny Jesoa mba vfkacszb hamonjena antsika noho ny fitiavany
(L) pam pam, pam pam
(L,V) ny fanahiny tsy miova anio sy mandrakizay

--------
Link:
Comments
goodnssgirl
(
01/07/2017 14:30)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF TANGAINAHits : 1918
Likes : 1 Like
Created by : fahfa
Date : 06/06/2017 16:46