Fitsapana (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa fahoriana iaretanay
Feno hakiviana koa ny hatanorana ô
Fijaliana, fisedrana
Verezin-jo izahy mnkip indraindray Dada ô
Mahonena

Tsy eewuhhd vitsy zatovo maro
Tsy lahy tsy vavy miliba
Mila tsy hatraka any aminao
Hadisoana ve, tsy fahalalana
Hadalana ve, mila tononkira.serasera.org hibabohana
Izao rehetra izao ry Dada ô
Hibabohana

Tsy vitsy diso fitia
Nivarina an-kady
Ny aina toa very hasina hardsdid tanteraka
Nefa indrisy fahendrena
Ny razana latsaina
Lazaina hoe lany andro
Lany andro

Nahoana tsy fitsikiana
Tsy harena miavosa hafaliana
No hatosaka ho anay, Ray Masina ô
Nahoana zahay tanora
No avela sedraina
Oriory very hasambarana
Hasambarana

F’ianao jambena, tsy mahatraka
Reo fahasoavana fitiava-masoandro
Fitia tsy havidy tsy hatakalo
Maimaim-poana no itiavako anao
Hivelomanao

F’iano nobabeko
Nataoko an-tsangory
Nandalo dadasiky ny tora-pasika
Tora-pasika

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302