Fitsapana (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa fahoriana iaretanayFeno hakiviana koa ny hatanorana ô
Fijaliana, fisedrana
Verezin-jo izahy indraindray Dada ô
Mahonena
Tsy vitsy zatovo maro
Tsy lahy tsy vavy miliba
Mila tsy hatraka any aminao
Hadisoana ve, tsy fahalalana
Hadalana ve, mila hibabohana
Izao rehetra izao ry Dada ô
Hibabohana
Tsy vitsy diso fitia
Nivarina an-kady
Ny aina toa very hasina tanteraka
Nefa indrisy fahendrena
Ny razana latsaina
Lazaina hoe lany andro
Lany andro
Nahoana tsy fitsikiana
Tsy harena miavosa hafaliana
No hatosaka ho anay, Ray Masina ô
Nahoana zahay tanora
No avela sedraina
Oriory very hasambarana
Hasambarana
F’ianao jambena, tsy mahatraka
Reo fahasoavana fitiava-masoandro
Fitia tsy havidy tsy hatakalo
Maimaim-poana no itiavako anao
Hivelomanao
F’iano nobabeko
Nataoko an-tsangory
Nandalo dadasiky ny tora-pasika
Tora-pasika
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaHits : 237
Likes : 1 Like
Created by : andryangelove
Date : 31/01/2024 14:37