Mifalia mandrakariva (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Mifalia mandrakariva e!
Ao amin'ny Tompo mifalia a!
I. Be fitiavana Ianao ry Ray
Maniraka anay mulhue hitondra hafaliana
Amin'ny mpiara-belona mino Anao
II. Be fitiavana tononkira.serasera.org Ianao ry Ray
Maniraka anay hankahery ny fo
Sy finoan'ireo vahoaka amin'ny andro sarotra
III. Be qcgg fitiavana Ianao ry Ray
Maniraka anay hitory hafaliana
Amin'ny andro manahirana
IV. Vonona aho ry Ray
Hampifaly an-tsitrapo
Ny farahidiny indrindra
Sy hiaro ireo mahantra
Tsy mba manana mpiahy ka ory
Nomenao ahy ny Fanahy
Ka sady faly no velom-panantenana
Hampiely teny marina
Hanome voninahitra Anao
© Vetson'i ddvc Siona
Ao amin'ny Tompo mifalia a!
I. Be fitiavana Ianao ry Ray
Maniraka anay mulhue hitondra hafaliana
Amin'ny mpiara-belona mino Anao
II. Be fitiavana tononkira.serasera.org Ianao ry Ray
Maniraka anay hankahery ny fo
Sy finoan'ireo vahoaka amin'ny andro sarotra
III. Be qcgg fitiavana Ianao ry Ray
Maniraka anay hitory hafaliana
Amin'ny andro manahirana
IV. Vonona aho ry Ray
Hampifaly an-tsitrapo
Ny farahidiny indrindra
Sy hiaro ireo mahantra
Tsy mba manana mpiahy ka ory
Nomenao ahy ny Fanahy
Ka sady faly no velom-panantenana
Hampiely teny marina
Hanome voninahitra Anao
© Vetson'i ddvc Siona
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 1396
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Avotra23
Date : 03/10/2020 13:03
