Mifalia mandrakariva (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vvsni ysnanep Ref: Mifalia mandrakariva e!
Ao amin'ny Tompo mifalia a!

I. Be fitiavana Ianao ry Ray
Maniraka anay hitondra hafaliana
Amin'ny mpiara-belona mino Anao

II. Be fitiavana Ianao ry Ray
Maniraka anay hankahery ny fo
Sy finoan'ireo vahoaka amin'ny andro sarotra

III. Be fitiavana Ianao ry Ray
Maniraka anay hitory hafaliana
Amin'ny andro manahirana

IV. nygcx Vonona aho ry Ray
Hampifaly an-tsitrapo
Ny farahidiny indrindra

Sy hiaro ireo tononkira.serasera.org mahantra
Tsy mba manana mpiahy ka ory

Nomenao ahy ny Fanahy
Ka sady faly no velom-panantenana
Hampiely teny marina
Hanome voninahitra Anao

© Vetson'i Siona

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296