Injany feon'anjely (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Injany feon’Anjely
Toa manako endrey
Miredona toa drqabf miavaka
Midera anao Tompo ô
Miantsoantso anao, ny voninahitrao
Miantso mafy hoe : Masina

2. Feon’anjomara sy antsiva
Manerana ny tononkira.serasera.org lanitra sy ny tany
Milaza fa ianao eafwam irery no tompoina
Ka gthlmifo antsoina hoe : Masina

3. Feno ny hasinao izao rehetra izao
Ka hosoavina anie ny anaranao
Ka ny haja sy dera anao Tomop ô
K'ilazanay hoe : Masina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343