Injany feon'anjely (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Injany feon’Anjely
Toa manako endrey
Miredona toa miavaka
Midera anao Tompo ô
Miantsoantso anao, ny voninahitrao
Miantso mafy hoe : Masina
2. Feon’anjomara sy antsiva
Manerana ny lanitra yqyae sy ny tany
Milaza fa ianao irery no tompoina
Ka antsoina hoe : Masina
3. Feno ny hasinao wdruesri izao rehetra izao
Ka hosoavina anie ny tononkira.serasera.org anaranao
Ka ny haja sy dera anao Tomop ô
K'ilazanay hoe jezeswho : Masina
Toa manako endrey
Miredona toa miavaka
Midera anao Tompo ô
Miantsoantso anao, ny voninahitrao
Miantso mafy hoe : Masina
2. Feon’anjomara sy antsiva
Manerana ny lanitra yqyae sy ny tany
Milaza fa ianao irery no tompoina
Ka antsoina hoe : Masina
3. Feno ny hasinao wdruesri izao rehetra izao
Ka hosoavina anie ny tononkira.serasera.org anaranao
Ka ny haja sy dera anao Tomop ô
K'ilazanay hoe jezeswho : Masina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1467
Likes : 0 Like
Created by : prydzeric0
Date : 18/06/2019 12:29
