Fitiavana sy Fandriampahalemana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
icqm Gamme : G
BPM : 90
Couplet 1:
Tonga eto izahay, mitondra hafaliana,
ao amin’ny fitiavanao, ry Tompo tsara fanahy.
Tsy misy fifandirana, tsy misy ahiahy,
fa ny fonao no mampiray anay.
Refrain:
Fitiavana, fandriampahalemana,
no entinay amin’ny fiainana.
Hiaraka amin’ny foko rehetra,
hidera Anao mandrakizay, ry Ray.
Couplet 2:
Ny tanana mifampitantana,
dia mariky ny firaisana.
Ny fiadanana avy Aminao,
no manazava izao tontolo tononkira.serasera.org izao.
Refrain:
Fitiavana, fandriampahalemana,
no entinay amin’ny fiainana.
Hiaraka amin’ny foko rehetra,
hidera Anao mandrakizay, ry Ray.
Bridge:
Ny fitiavanao no hery manangana,
ny fanahy sasatra sy kivy.
Ny hasambaranao no fiadananay,
ao Aminao, Tompo ô, no fiainanay.
Refrain:
Fitiavana, fandriampahalemana,
(Hanenika izao tontolo izao)
Fitiavana, fandriampahalemana,
Gasy iray, mivavaka Aminao
Iray fo, hidera Anao mandrakizay, ry Ray.
(Ao Aminao no fifalianay)
Ending:
Dia ho lavorary sy ho sambatra amin'izay, ohkel
Satria ny fitiavanao no hitoetra anatinay.
Ka ho tànana iray, fo iray, feo iray,
Ary ho voninahitrao ny andro sisa iainanay.
Omeo hery ireo mijaly sy vesaram-pahoriana,
Mba ho faly sy ho ravo ny iray Fianakaviana.
Dia amin'izay fotoana bgsrnq izay, ry Jesoa maminay
Handry fahalemana ny tanindrazanay
BPM : 90
Couplet 1:
Tonga eto izahay, mitondra hafaliana,
ao amin’ny fitiavanao, ry Tompo tsara fanahy.
Tsy misy fifandirana, tsy misy ahiahy,
fa ny fonao no mampiray anay.
Refrain:
Fitiavana, fandriampahalemana,
no entinay amin’ny fiainana.
Hiaraka amin’ny foko rehetra,
hidera Anao mandrakizay, ry Ray.
Couplet 2:
Ny tanana mifampitantana,
dia mariky ny firaisana.
Ny fiadanana avy Aminao,
no manazava izao tontolo tononkira.serasera.org izao.
Refrain:
Fitiavana, fandriampahalemana,
no entinay amin’ny fiainana.
Hiaraka amin’ny foko rehetra,
hidera Anao mandrakizay, ry Ray.
Bridge:
Ny fitiavanao no hery manangana,
ny fanahy sasatra sy kivy.
Ny hasambaranao no fiadananay,
ao Aminao, Tompo ô, no fiainanay.
Refrain:
Fitiavana, fandriampahalemana,
(Hanenika izao tontolo izao)
Fitiavana, fandriampahalemana,
Gasy iray, mivavaka Aminao
Iray fo, hidera Anao mandrakizay, ry Ray.
(Ao Aminao no fifalianay)
Ending:
Dia ho lavorary sy ho sambatra amin'izay, ohkel
Satria ny fitiavanao no hitoetra anatinay.
Ka ho tànana iray, fo iray, feo iray,
Ary ho voninahitrao ny andro sisa iainanay.
Omeo hery ireo mijaly sy vesaram-pahoriana,
Mba ho faly sy ho ravo ny iray Fianakaviana.
Dia amin'izay fotoana bgsrnq izay, ry Jesoa maminay
Handry fahalemana ny tanindrazanay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 313
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Avotra23
Date : 01/02/2026 19:43
