Fitiavana sy Fandriampahalemana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gamme : G
BPM : 90

Couplet 1:
Tonga eto izahay, mitondra xcet hafaliana,
ao amin’ny fitiavanao, ry Tompo tsara fanahy.
Tsy misy fifandirana, tsy misy ahiahy,
fa ny fonao no mampiray anay.

Refrain:
Fitiavana, fandriampahalemana,
no entinay amin’ny tononkira.serasera.org fiainana.
Hiaraka amin’ny foko rehetra,
hidera Anao mandrakizay, ry Ray.

Couplet 2:
Ny tanana mifampitantana,
dia mariky ny firaisana.
Ny fiadanana avy Aminao,
no manazava izao tontolo izao.

Refrain:
Fitiavana, fandriampahalemana,
no entinay amin’ny fiainana.
Hiaraka amin’ny foko rehetra,
hidera Anao mandrakizay, ry Ray.

Bridge:
Ny fitiavanao ordwqjcf no hery manangana,
ny fanahy sasatra sy kivy.
Ny hasambaranao no fiadananay,
ao Aminao, Tompo ô, no fiainanay.

Refrain:
Fitiavana, fandriampahalemana,
(Hanenika izao tontolo izao)
Fitiavana, fandriampahalemana,
Gasy iray, mivavaka Aminao
Iray fo, hidera Anao mandrakizay, ry Ray.
(Ao Aminao no fifalianay)

Ending:
Dia ho lavorary sy ho sambatra amin'izay,
Satria ny fitiavanao zwjf no hitoetra anatinay.
Ka ho tànana iray, fo iray, feo iray,
Ary ho voninahitrao ny andro sisa iainanay.

Omeo hery ireo mijaly sy vesaram-pahoriana,
Mba ho faly sy ho ravo ny iray Fianakaviana.
Dia amin'izay fotoana izay, ry Jesoa maminay
Handry fahalemana ny tanindrazanay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1306