Araraoty (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. bltx Ireo olo-malalanao, mbola eo tsy lavitra anao
Toa adinonao anefa ny maneho fitia ho azy ireo
Satria toa mety, lavorary avokoa izay jcayc ipebj atao
Tampoka nefa, anaty indray mipia maso
Ireo malalanao lasa, nesorina aminao
Eo vao tsapa fa banga, tahaka izay nifankatia
REF. Araraoty ny Fotoana anananao
Aza manjehy ny andro ho lava
Tsarovy fa ny nenina tonga eo handatsa
Fantaro hoe ny safidinao no jinjainao
Sahia ary manao safidy marina
Dia matokia fa ny Tompo eo hanampy anao
II. Maro ireo nofinofy, napetraka tao am-ponao
Mbola miandry fotoana, hoy ianao isan'andro
Satria toa mbola mety, lavorary avokoa izay atao
Kanjo indray andro, tsy araka ny noheverina
Lasa nandalo ihany ireo vintana nomena
Eo vao tsapa fa sarobidy ny fotoana
REF ...
III. Teo foana Izy mitalaho, miantso anao
Toa tsy nohenoina, maika nitodihan-damosina
Satria toa mety, lavorary avokoa izay atao
Indrisy nefa rehefa mivadika ny rasa
Sendra lavo, resy, very hevitra aok'izany
Mahatsapa ihany hoe Izy tsy mandao
REF ...
BRIDGE. Diniho anefa fa ny Tompo ihany no maharitra
Raha ela fikenona, sao diso tara loatra
Dieny mbola malaina, 'ndeha vitao, tanterao
Dia tononkira.serasera.org rehefa tonga ilay andro, efa be ny vitanao !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 24
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Avotra23
Date : 22/06/2026 07:45