Ilay Jesoa zaza (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ankalazaina anio
Ny andro nahaterahan'ilay
Jesoa zaza ilay mpanazava
Mihoby Anao zahay

Ref : Ilay Jesoa zaza (x2)
Ilay Jesoa Zazakely

2- Ilay tanàna izay mahatamana
No nahaterahany indray
Betlehema, io ilay nitsena
Tan-tranon'omby iray

Ref ... x2

Ah,
Ry Imanoela (x3) Oh

Arahaba ry Mpanjaka
Tongasoa Jesoa ieh !

Ref ... x2

3- Dera laza ry Jesoa zaza
No indro atolotray
Ry Mpanjaka, ô ry mpamonjy
Ilay zanaky ny Ray

Ref ... x2

(Moria Noël 2022)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 19
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 22/04/2026 14:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0452