Ny Mino (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Ny mino imvtza tsy matahotra
Na koa manahy ny amin’ny diany
Raha tojo zava-tsarotra
Tsy kivy Jesoa itokiany
Fa Izy no tononkira.serasera.org miambina ny lalany
Mitahy sy manambina ny tanany
Ny Tompo mampanantena ny mino
Fa handray ny arony
Omeny famonjena koa
Sy fiadanana amin’ny androny
2/
Ny mino tsy mihemotra
Na koa taejpnit milefa fanenjehana
Matoky Ilay Mpanavotra
Hiantoka ny fahalemana
Fa Izy no manemitra ny olony
Ka mampitsahatra ny horohorony
Ny Tompo mampanantena ny mino
Fa handray ny arony
Omeny famonjena koa
Sy fiadanana amin’ny androny
3/
Ny mino tsy miombona
Fanao amin’izao jzrxwbyg tontolo izao
Manaiky sy mivonona
Ny hiova fo tokoa ho olom-baovao
Nefa Izy tsy misakana izay tianao
Safidinao malalaka ka asanao
Ny Tompo mampanantena ny mino
Fa handray ny arony
Omeny famonjena koa
Sy fiadanana amin’ny androny
Ny mino imvtza tsy matahotra
Na koa manahy ny amin’ny diany
Raha tojo zava-tsarotra
Tsy kivy Jesoa itokiany
Fa Izy no tononkira.serasera.org miambina ny lalany
Mitahy sy manambina ny tanany
Ny Tompo mampanantena ny mino
Fa handray ny arony
Omeny famonjena koa
Sy fiadanana amin’ny androny
2/
Ny mino tsy mihemotra
Na koa taejpnit milefa fanenjehana
Matoky Ilay Mpanavotra
Hiantoka ny fahalemana
Fa Izy no manemitra ny olony
Ka mampitsahatra ny horohorony
Ny Tompo mampanantena ny mino
Fa handray ny arony
Omeny famonjena koa
Sy fiadanana amin’ny androny
3/
Ny mino tsy miombona
Fanao amin’izao jzrxwbyg tontolo izao
Manaiky sy mivonona
Ny hiova fo tokoa ho olom-baovao
Nefa Izy tsy misakana izay tianao
Safidinao malalaka ka asanao
Ny Tompo mampanantena ny mino
Fa handray ny arony
Omeny famonjena koa
Sy fiadanana amin’ny androny
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Visites : 576
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : akoniziona
Date : 09/11/2023 09:44
